Tsy ataon’ny Faribolana Sandratra mandalo fotsiny ny Iray volan’ny teny malagasy. Hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanandratana ny literatiora malagasy ry zareo, mandritra ny dimy andro, etsy amin’ny Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy, ny 8 ka hatramin’ny 12 jona izao. “Hadimiana Sandratra” rahateo ny anarana nampisalorana ny hetsika hatao amin’ireo fotoana ireo. Ma...
Click on the "Follow" button below and you'll get the latest news from Newsmada via email, mobile or you can read them on your personal news page on this site.
You can unsubscribe anytime you want easily.
You can also choose the topics or keywords that you're interested in, so you receive only what you want.
Newsmada title: Newsmada